Marka 12: 6, 1 Korintiana 16:22

Ny Testamenta Taloha dia milaza fa izay tsy manoroka ny Zanak’Andriamanitra dia ho very.(Salamo 2:12)

Hoy i Jesosy tamin’ny fanoharana fa ny mpanompo rehetra izay tsy nanaja ny zanaky ny tompon’ny tanimboaloboka.(Marka 12: 6)

Ho voaozona izay tsy tia an’i Jesosy Kristy Tompo.(1 Korintiana 16:22)