Jaona 11: 49-52, Marka 10:45

Tao amin’ny Testamenta Taloha, ny mpaminany Jona dia natsipy tao anaty ranomasina mba hamonjy ireo izay nihaona tamin’ny tafio-drivotra.(Jona 1: 12-15)

Jesosy koa dia maty hamonjy antsika.(Jaona 11: 49-52, Marka 10:45)