v
Rômanina 1: 2, Lioka 1: 70-71, Asa. 3: 20-21, Asa. 13: 32-33, Romana 3: 21-22, Romana 16: 25-26

Ity Filazantsara ity dia efa nanambara mialoha ireo mpaminanin’ny Testamenta Taloha fa ny Zanak’Andriamanitra dia ho avy hamonjy antsika.(Romanina 1: 2, Lioka 1:70, Asa. 3: 20-21, Asa. 13: 32-33)

Kristy dia tonga, nanatri-maso ny Lalàna sy Mpaminany.I Kristy dia i Jesosy.Ny fahamarinan’Andriamanitra dia tonga amin’izay rehetra mino an’i Jesosy ho Kristy.(Romanina 3: 21-22, Romana 16: 25-26)