2 Samoela 7: 12-13, Isaia 55: 3-4, Asa 13: 34,38

Tao amin’ny Testamenta Taloha, Andriamanitra dia nampanantena fa handefa an’i Kristy, ilay fanekena mandrakizay, an’i Davida Mpanjaka.(2 Samoela 23: 5, 2 Samoela 7: 12-13, Isaia 55: 3-4)

Jesosy no Kristy Andriamanitra nampanantenaina an’i Davida Mpanjaka tao amin’ny Testamenta Taloha.(Asa. 13: 34-38)